Teny iditra vezatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany: Aza atao am-bezatra ny fanokafana io sobiky io sao dia vaky daholo ny atodim-borona ao anatiny [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23