Teny iditra vezivezy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana etsy sy eroa; fiasana dia; firenirenena, firioriovana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy wandering, rambling [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action d'errer [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2015/02/23