Teny iditra via
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] anaran-javamaniry be ravina eny an-konahona [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] karazan-javamaniry anaty rano be ravina toa akondro fihinana ny voany ary koa ny vodiny amin'ny fotoan'ny mosary [Rakotosaona 1972]
   jereo viha [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra via
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana anglisy   mihazo any, mandalo any [Hallanger 1969]

2013/08/01