Teny iditra vidy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy?
¶ Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay
¶ Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   price, value [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   prix [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
Dikanteny frantsay   valeur [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [Andraina: Mitaraina, takila 152]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   vanga

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/22