Teny iditra viha
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-javamaniry sahala amin' ny saonj [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a large arum that grows in swamps or shallow water [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   espèce de grand arum qui pousse dans les marécages et les cours d'eau [Hallanger 1974]
Ohatra   Sahala amin' ny vody soaonjo ny vody viha, saingy lehibe. [Andraina: Mitaraina, takila 39]
Porofom-pahantrana lalina ny mihinana viha. [Andraina: Mitaraina, takila 39]
Anarana siantifika   Thyphonodorum lindleganum
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/06/02