Teny iditra vikavika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba fanjairana hanamarihana izay tena hozairina na hitanana azy fotsiny vonjimaika; zojòtra: Ataovy vikavika fotsiny aloha fa izaho no hanjaitra azy amin' ny milina [Rajemisa 1985]
 zaitra mahalana alohan'ny tena izy [SLP 1986]
Famaritana anglisy large stitches, tacking or basting stitches [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de faufiler; gros points de couture [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay faufil, point de bâti [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  tsetseky dify

2012/04/23