Teny iditra vikinina (vikina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ihoarana, dikaina, dinganina: Vikino io tamboho io raha afakao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be jumped over [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on saute [1.8]
Ohatra Potika izay rehetra lalovana, ny hantsana vikinina, ny rano itsobohana, rotidrotika daholo ny zavamaniry lalovana. [2.436]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vikinina, vikiniko, vikininao, vikininy, vikinintsika, vikininay, vikininareo, vikinin', vikinin-, vikinim-, vikini-
Ny lasa : novikinina, novikiniko, novikininao, novikininy, novikinintsika, novikininay, novikininareo, novikinin', novikinin-, novikinim-, novikini-
Ny hoavy : hovikinina, hovikiniko, hovikininao, hovikininy, hovikinintsika, hovikininay, hovikininareo, hovikinin', hovikinin-, hovikinim-, hovikini-
Filaza mandidy : vikino
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27