Teny iditra vilana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao
¶ Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy crooked, warped [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay évasif: Valy vilana (Réponse évasive) [Malzac 1893]
 tordu, qui dévie [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io. [SeFaFi ]
Teny nalaina 

2014/10/11