Teny iditra vilavila
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olikolika; tsipika melomeloka, miolikolika; fiolanana; famozafozana zavatra eo am-pandraisana azy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay zigzag, plis, replis, sinuosités, contours, froissement [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra vilavila
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanala] simba, tsy misy asany intsony [Rakotosaona 1972]

2017/05/16