Teny iditra vimbina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitondrana eny an-tanana zavatra tsy dia lehibe na mavesatra loatra
¶ Fiarovana na fitahiana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de porter à la main, sur le bras
¶ action de conduire par la main, de protéger [Abinal 1888]
Sampanteny 

2012/06/21