Teny iditra | vinaingitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. vinaigre] Karazan-dranon-javatra avy amin' ny divay izay avala hihamarikivy, ampiasaina amin' ny fikarakarana karazan-kanina sasantsasany toy ny salady, na hanadiovanjavatra maro. Misy vinaingitra vita amin' ny alkaola izay tsy tsara ohatra irỳ voalohany [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: vinaigre. | |
Lahatsoratra | Randzavola: vinaingitra ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |