Teny iditra vinango (vango)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy (misy tsofoka in) Voavango, novangoina, nasiana, novelezina: Novinangon' i Bema ny zandriny ka saika safotra mihitsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Battu [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vinango, vinangoko, vinangonao, vinangony, vinangontsika, vinangonay, vinangonareo, vinangon', vinangon-, vinangom-
Ny lasa : novinango, novinangoko, novinangonao, novinangony, novinangontsika, novinangonay, novinangonareo, novinangon', novinangon-, novinangom-
Ny hoavy : hovinango, hovinangoko, hovinangonao, hovinangony, hovinangontsika, hovinangonay, hovinangonareo, hovinangon', hovinangon-, hovinangom-
Tovy hevitra voavango

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20