Teny iditra vingavinga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana olona ho tsy mitovy saranga amin' ny tena ka entina tsy misy fanajana; fanivaivana, fanambaniana, farazimbana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay manque de respect, mépris [Abinal 1888]
Sampanteny 

2012/06/21