Teny iditra vingivingina (vingivingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina amin' ny tendron-tanana
¶ Tsiratsiraina [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra vingina

Teny iditra vingivingina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] vimbinana, tevatevaina [Rakotosaona 1972]

2011/10/26