Teny iditra vingivingy (vingy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitondran-javatra amin' ny tendron-tanana ihany, toy ny zavatra maivan-kely
¶ Fanaovana tsinontsinona, tsy fanajana, faniratsirana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra vingy

2012/06/26