Teny iditra vinikina (vikina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Novikinina, nodinganina, nihoarana: Tatatra roa metatra no novinikin' ity zaza mbola kely ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a franchi [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vinikina, vinikiko, vinikinao, vinikiny, vinikintsika, vinikinay, vinikinareo, vinikin', vinikin-, vinikim-, viniki-
Ny lasa : novinikina, novinikiko, novinikinao, novinikiny, novinikintsika, novinikinay, novinikinareo, novinikin', novinikin-, novinikim-, noviniki-
Ny hoavy : hovinikina, hovinikiko, hovinikinao, hovinikiny, hovinikintsika, hovinikinay, hovinikinareo, hovinikin', hovinikin-, hovinikim-, hoviniki-
Tovy hevitra voavikina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20