Teny iditra vintanina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazan-kazo (Calophyllum spurium) [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   arbre; espèce de tacamaca (Calophyllum spurium) [Abinal 1888]
Ohatra   dia varongy sy vintanina, izay no fanao lakana. [Callet: Tantara, takila 67]
Anarana siantifika   Calophyllum spurium
Voambolana  
Habaka   Xylothèque de Jean-Claude Cerre (http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Vintanona.htm)

Teny iditra vintanina (vintana)
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny frantsay   qui a un heureux destin, bonne fortune, bonne chance [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2014/08/28