Teny iditra vintsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazam-boronkely manga maitso sy marevaka ny sorany, atao koa hoe marotaina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a small kingfisher [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   martin-pêcheur de Madagascar [Rajemisa: Vakoka]
   espèce de petit martin-pêcheur [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   martin-pêcheur malachite (Malagasy kingfisher). Petit martin-pêcheur bleu électrique dessus et orange dessous, aux côtés du cou marqués d'une large tache blanche, à la silhouette ramassée et au long bec noir... [Langrand: Oiseaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Corythornis vintsioides
Fitovian-keviteny   vintsirano ~ vitotsy
Bibliôgrafia   Langrand: Guide des Oiseaux de Madagascar
Langrand: Guide to the Birds of Madagascar.

Teny iditra vintsy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] voky [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/28