Teny iditra visavisa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitanisanisàna
¶ Filazalazana hatramin' izay antsipiriany madinika kely indrindra
¶ Enti-milaza ny teny mamohafoha ny lasa ombam-pitarainana fatratra. [Rajemisa 1985]
 famerenana ao an-tsaina amin'ny antsipiriany ny lasa [SLP 1986]
Famaritana anglisy a detailed description or enumeration [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay description ou énumération détaillée [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay remémoration [SLP 1986]
Sampanteny 

2012/04/23