Teny iditra vitrana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny zaitra atao hanakambanana ambain-damba roa: Tata-bitrana ity lamba ity izany
¶ Fanakambanana
¶ Fampirindrana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a seam, a lengthwise joint [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay couture (faite entre deux pièces), joint dans le sens de la longueur [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/09/24