Teny iditra vitsivitsy (vitsy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sasany ihany, tsy dia maro loatra: Olo-mahay vitsivitsy no efa nilaza izany [1.1]
Ohatra Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05