Teny iditra vitsy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna
Mitovy hevitra: ankavitsiana ~ azo isaina ~ azo isaina amin' ny rantsan-tanana ~ kely ~ tsirairay tadiavina ~ tsy firy ~ tsy maro ~ vitsy dia vitsy ~ vitsy kely ~ zara raha misy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy few [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay peu nombreux, rare [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/08/01