Teny iditra vivitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza molojavatra, sisiny
¶ Fandraisana zavatra amin' ny sisiny na amin' ny silany kely
¶ Fitsongoana teny kely eo amin' ny resaka ifanaovana na eo am-pifamaliana ka roritina hiadiana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23