Teny iditra vivy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] anaram-borona, tsiriry [Rakotosaona 1972]
 Voronandrano somary bongobongo maso, miraiki-drantsantongotra, mpanao an-tsitrika mba hahazoany trondro izay ivelomany; manao trano mitsingevaheva eny ambony rano ny vivy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a small waterfowl, a species of goose; in some dialects, a small grebe [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay grèbe [Rajemisa: Vakoka]
 espèce de toute petite oie sauvage; grèbe [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [Tsimbazaza ]
 grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [Tsimbazaza ]
Voambolana 
Anarana siantifika Tachybaptus pelzelnii, Tachybaptus rufficollis capensis
Teny mitovy hevitra kiborano ~ tsiriry
Ohatra Ary ireo rehetra ireo dia fihinana daholo, ary ny vivy tokana no tsy mba tia' ny Malagasy ho hanina [Callet: Tantara]
Teny nalaina 

2013/08/01