Teny iditra vizaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova
¶ Reraka, osa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy tired; weary or cramped from holding one position [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [Abinal 1888]
 las, fatigué [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra vizana
Ohatra 
1Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 8]
2Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka. [Ravalison: Atodiorokoroka]

2017/05/20