Teny iditra voaangona (angona)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana anglisy collected (by some one), assembled, congregated. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Qu'on a assemblé [Abinal 1888]
Endriteny 
voaangona
voaangoko
voaangonao
voaangony
voaangontsika
voaangonay
voaangonareo
voaangon'
voaangon-
voaangom-
voaango-
Ohatra fa ampy sy manan'amby aza ny zavatra voaangona hanaovana izay hatao rehetra. [Baiboly: 2:036:007/Eksaody 36:7..]

2015/10/27