Teny iditra voaaro (aro)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra lasa
Dikanteny frantsay   Abrité, défendu, protégé [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila A)]
Ohatra   Tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny. [FOFAFIPE: Haivola, takila 60]
Ho voaaro amin' ny kotopian' ny lela hianao, ary tsy hatahotra rahefa avy ny fandringanana. [Baiboly: 22.5.21]

Nohavaozina tamin' ny 2016/12/31