Teny iditra voaavotra (avotra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fandikana anglisy redeemed, ransomed [Richardson 1885]
Fandikana frantsay racheté [Abinal 1888]
Endriteny 
voaavotra
voaavotro
voaavotrao
voaavony
voaavotsika
voaavotray
voaavotrareo
voaavotr'
voaavo-
voaavotry
Ohatra Raha izany fitandremana rehetra izany no heverina, tokony ho voaavotra ara-dalàna aho. [Andraina: I Vola, takila 83]

Teny iditra voaavotra (avotra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fandikana anglisy plucked up, rooted up, eradicated [Richardson 1885]
Fandikana frantsay arraché [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31