Teny iditra voadinika (dinika)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   examined into, talked over, admonished, told minutely [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   ruminé, examiné [Abinal 1888]
Ohatra  
1Ao aloha ireo efa tafavoaka ny faritr' i Matitanana na mbola ao kanefa efa voadinika sy vita microfilms. [Randriamamonjy: Tantara, takila 221]
2Ny maso tsy foy hiala eny amin'ny fitaratra, ka voadinika avokoa na fihetsiky'ny molotra na fiantefan'ny maso. [Ramandiamanana: Solony]
Ny bikany  
voadinika
voadiniko
voadinikao
voadininy
voadinitsika
voadinikay
voadinikareo
voadinik'
voadini-
voadiniky
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/15