Teny iditra | voadotra (dotra) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Brûlé, incendié, cuit, pressé fortement: Biriky tanimanga voadotra (Brique cuite) [1.3] | ||
Ohatra | tampotanety avo mangaingaina, ary voadotra ny ahitra, ka be ny lavenona eo antoby.
[2.59] | ||
Haiendriteny |
| ||
Tovy hevitra | donotra | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/07 |