Teny iditra voafadiditra (fadiditra (diditra))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Entortillé, entrelacé [Abinal 1888]
Ohatra toy ny hazandrano latsaka am-bovo tsy azo ialana, sy toy ny vorona voan' ny fandrika, tahaka azy ireo koa ny zanak' olombelona dia voafadiditra amin' ny androm-pahoriana, raha avy izay iantsamboran-doza tampoka aminy. [Baiboly: 25.9.12]

2017/07/12