Teny iditra voafafa (fafa)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana anglisy swept, cleared off, wiped, cleansed. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay balayé, raflé [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra finafa ~ nofinafa
Ohatra 
1Ny fiafarany dia voafafa tanteraka fotsiny izao ny fandikan-dalàna natao. [SeFaFi , 2012/02/03]
2Rehefa voafafa ny trano, dia nanokom-bary izy, ka tsy tamin' ny vilany no nandrahoiny, fa tamin' ny tavy. [Dahle: Angano, takila 161]

2017/06/17