Teny iditra voafahy (fahy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fandikana anglisy fattened, as cattle; confined, surrounded, as a besieged town. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Engraissé, parqué, renfermé [Abinal 1888]
Ohatra Ny mpikarama eo aminy kosa, hoatra ny zanak'omby voafahy. [Baiboly: 30:046:021/Jeremia 46:21..]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31