Teny iditra voafandraka (fandraka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana anglisy cut by a chisel, morticed [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Où l'on a fait des mortaises, entaillé, taillé, ciselé
¶ réduit au silence: Voafandraka ilay nanohitra azy (Celui qui le contredisait a été réduit au silence)
¶ mené à bonne fin: Voafandraka ny raharahako (Mon affaire a été menée à bonne fin) [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra nofinandraka
Ohatra ary rehefa voafandraka nasian-tsary ny vato fisaka, dia nataony teo amin' ny rindrin-trano ambany [Randzavola: Baiboly, takila 739]

2014/08/25