Teny iditra voafantsika (fantsika)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fandikana anglisy nailed. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay qu'on a cloué [Abinal 1888]
Endriteny 
voafantsika
voafantsiky
Teny mitovy hevitra nofinantsika
Ohatra Ary Paoly va no voafantsika tamin' ny hazo fijaliana ho anareo? [Baiboly: 53.1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31