Teny iditra voafaoka (faoka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Wiped. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Essuyé, nettoyé, raflé [1.3]
Ohatra 
1Voafaoka ao ny razana efa lasa, ny mpiara-belona ankehitriny, ny vao ho teraka mbola ho avy; [2.285]
2diniho fa zavatra maro loha no voafaoka amin' ny tenin-dRajaoarimbola, ary asehoy ny hamaivan-danjan' ny valy omen-dRanivosoa. [2.314]
Tovy hevitra finaoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20