Teny iditra voafaritra (faritra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Marked out, having boundary lines set. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Circonscrit, limité [1.3]
 Délimité; compris entre [1.13]
Ohatra 
1Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470]
2Asa tsy voafaritra mialoha izany, fa arakaraka izay nisy no nampanaovina azy sy ireo vitsivitsy toa azy: [2.472]
Haiendriteny 
Ny lasa : voafaritra, voafaritro, voafaritrao, voafariny, voafaritsika, voafaritray, voafaritrareo, voafaritr', voafari-, voafaritry
Tovy hevitra finaritra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20