Teny iditra voafatotra (fatotra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana anglisy bound, confined, fettered, enchained. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay qu'on a lié, enchaîné, garrotté [Abinal 1888]
Endriteny 
voafatotra
voafatotry
Teny mitovy hevitra nofinatotra
Ohatra nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2017/05/13