Teny iditra voafehy (fehy)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra lasa
Dikanteny anglisy   tied, knotted, controlled, managed. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   lié, attaché, gouverné, régi par [Abinal 1888]
Ohatra   Ary nony voa fehy ny voatavo, dia loahana amy ny lefona atao in-telo. [Callet: Tantara, takila 75]
Fitovian-keviteny   nofinehy
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/15