Teny iditra voafenja (fenja)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fandikana anglisy held firm, pressed, grasped. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay retenu, empoigné [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra nofinenja ~ voafenjafenja

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31