Teny iditra voafetra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy fixed, limited. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay limité, borné; taré [SLP 1986]
 ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [Madagascar Tribune ]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Voafetra koa anefa, hoy indray izy, ny vindin-javatra iray ka rahefa mitohoka amin' ny valin-drihina izy, dia voatery tsy maintsy mianjera. [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 11]

2013/04/05