Teny iditra voafidy (fidy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana anglisy chosen, selected, preferred. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Choisi, élu: Voafidin' ny vahoaka ho governora izy (Le peuple l'a choisi pour gouverneur) [Abinal 1888]
Famaritana frantsay élu, choisi [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra nofinidy

2013/09/10