Teny iditra voafikitra (fikitra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy Voatana mafy: Voafikitro ilay hazo teo amoron-drano, fa raha tsy izany, lasan' ny rano tany aho [Rajemisa 1985]

2011/08/30