Teny iditra | voafingana (fingana) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny anglisy | To be tripped up, to be supplanted. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Entravé [1.3] | |
Ohatra | Ny mieritreritra an' Ikemba ho voafingana teo amin' ny fitondrantena dia lavitra ny sain' i Bina.
[2.499] | |
Tovy hevitra | finingana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |