Teny iditra voafitaka (fitaka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana anglisy deceived, cheated, imposed on [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Trompé [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra nofinitaka
Ohatra 
1Fa voafitaka izao ny ambaniandro! [Rahajarizafy: Kabary, takila 43]
2Kanjo, izy no resy sady voafitaka! [Andriamalala: Taolambalo, takila 108]
3Voafitaka Andriambodilova fa Noro sariny [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 131]
Teny nalaina 

2019/04/11