Teny iditra voafotsy (voa, fotsy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   voankazo avy amin' ny hazo kely maniry; [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   fandramana [Betsileo] [Rajemisa 1985]
   kirandrambavy [Sakalava] [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a shrub, the leaves of which are used as a substitute for tea; also employed for strangury and gonorrhea. A decoction of the same is used in cases of ascites. Aphloia theaeformis, Benn., same as fandramanana [Richardson 1885]
   Also Psychotria obtusifolia, Lam., same as kirandrambehivavy [Betsimisaraka] [Richardson 1885]
   also a species of Alsodeia. [Sihanaka] [Richardson 1885]
   a plant used to make a kind of tea [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   arbuste dont les feuilles servent à faire une boisson comme celle du thé. Aphloia theaeformis, Benn. [Abinal 1888]
   plante pour faire le thé [Hallanger 1974]
Anarana siantifika   Aphloia theaeformis, Psychotria obtusifolia, Alsodeia
Voambolana  
Fitovian-keviteny   fandramanana ~ kirandrambavy ~ kirandrambehivavy ~ ravimboafotsy

Teny iditra voafotsy (fotsy)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra lasa
Dikanteny anglisy   whitened, cleaned. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   blanchi, approprié [Abinal 1888]
Fitovian-keviteny   nofonotsy

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/10