Teny iditra voagorobaka (gorobaka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Thrust through, pierced through. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Percé de part en part [1.3]
Ohatra Izay hita rehetra ho voagorobaka, izay voasambotra rehetra ho lavon' ny sabatra. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13