Teny iditra voahenjana (henjana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Raidi, tendu [1.3]
Ohatra Satria raha marina fa eken' ny sainy ny tsi-firaharahana izay kilema madinika azo hodiana tsy fantatia, dia laviny marimarina kosa ny hanandratra ny fandeferana, izay tsy inona fa zana-tsipika voahenjana ka miandry ny fotoana hiketrahany. [2.5]
Haiendriteny 
Ny lasa : voahenjana, voahenjako, voahenjanao, voahenjany, voahenjantsika, voahenjanay, voahenjanareo, voahenjan', voahenjan-, voahenjam-, voahenja-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20