Teny iditra voahitsakitsaka (hitsakitsaka (hitsaka))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Ohatra Noheveriko ho firenena manana ny zony ny Malagasy, ka mangirifiry tamin' izao tontolo izao, raha voahitsakitsaka izany zo izany. [2.471]
Haiendriteny 
Ny lasa : voahitsakitsaka, voahitsakitsako, voahitsakitsakao, voahitsakitsany, voahitsakitsatsika, voahitsakitsakay, voahitsakitsakareo, voahitsakitsak', voahitsakitsa-, voahitsakitsaky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20