Teny iditra voahosotra (hosotra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Enduit, oint, peint, graissé, frictionné [1.3]
Ohatra 
1Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy. [2.332]
2Ary Imahakà nitondra angady tani-manga voahosotra manjarano; [2.293]
3Handrara izany va izy ka tsy ho voahosotra ho saro-piaro tsy an-drariny? [2.5]
Haiendriteny 
Ny lasa : voahosotra, voahosotro, voahosotrao, voahosony, voahosotsika, voahosotray, voahosotrareo, voahosotr', voahoso-, voahosotry
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20